Entry (1/2) | 1 ambina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Asa atao mba hiarovana -- amin' ny fiandrasana azy -- zavatra na biby na olona, sao simba na sendra loza: Ataovy tsara ambina ny tranontsika, Rabe havako Asa atao mba hisakanana biby na olona sao mandositra: Nataon-dry zalahy ratsy ambina ilay mpangalatra efa azo ka lasa nilefa indray |
Explanations in English |
4 [1.2] watch, guard, patrol. See andry 5 [1.7] a watch, a guard |
Explanations in French |
6 [1.8] action de garder, de surveiller |
Examples |
7 Izy no nanao tsara ambina ny vavatany avy tao andrefana. [2.508#313] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word ambina |
Entry (2/2) | 15 ambina |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] Zara tsara, vintana tsara |
Explanations in English |
18 [1.2] used in the following: ambinina, manambina |
Derivatives |
|
Anagrams | 23 ambani, ambany, ambina, animba, banaim |
Updated on 2024/12/26 |