Entry | 1 vava tsy ambina |
Elementary words | 2 vava, tsy, ambina |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] teny tsy voatandrina, tsy voahevitra: Vava tsy ambina no ahitan-doza 5 [2.285#270] Teny tsy tokony ho notenenina anefa niloaka tsy satry ny vava |
Explanations in English |
6 [1.2] unguarded speech |
Examples |
7 Nefa aza ihainoanareo teny diso, ary aza angalanareo vava tsy ambina. [2.298#32] 8 Fa ny vava tsy ambina no ahitan-doza, ary izay manta vava no manambara ny afenina; [2.69#238] |
Updated on 2024/12/07 |