Entry | 1 ambenana |
Root | 2 ambina |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Andrasana, arovana: Ambenan' olona roa lahy isan' alina ny tanànanay Tandremana, atao andry maso: Ambeno tsara io gadra io sao mandositra |
Explanations in English |
5 [1.2] to be watched, guarded, patrolled. 6 [1.7] to be watched, to be guarded |
Explanations in French |
7 [1.8] qu'on garde, qu'on surveille |
Examples |
8 ihany no varavarambe fidirana ka mora ambenana, sady mafy dia mafy ny varavarana. [2.588#] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word ambenana |
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |