|
|
|
|

Entry1  fanambinana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Vintana tsara avy amin' ny lahatra
Tsodrano, fitahiana avy amin' Andriamanitra: Fanambinana lehibe ny nahavitanao fianarana talohan' ny ady
Explanations in English  4  [1.7] good fortune
Explanations in French  5  [1.8] prospĂ©ritĂ©, la chance
Examples  6  [2.59#] Fa fitahiana sy fanambinana avy aminy no ahefana manolotra.
Root  7  ambina
Proverbs  8  Proverbs containing the word fanambinana

Updated on 2024/12/11