|
|
|
|

Entry1  mpiambina
Root  2  ambina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Olona atokana hiambina, izany hoe manao andry maso, miaro tsy ho simba ary mitandrina amin' ny fahavalo [1.1]
Explanations in English  5  a guard. [1.2]
6  a watchman [1.7]
Explanations in French  7  gardien [1.8]
Examples  8  Nefa noperan'ilay mpiambina tamin'ny baiko tsy niteny. [2.895#]
Proverbs  9  Proverbs containing the word mpiambina

Updated on 2024/06/10