|
|
|
|

Entry1  mifanambina
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mitondra soa ho an' ny ankilany avy ny fiarahan' ny roa tonta: Nifanambina izy mivady fa sady niteraka maro no nahangona harem-be
Examples  4  [1.381#] ny mifanambina azy kosa dia ny adimizana sy alakaosy.
Root  5  ambina
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :

Anagrams  9  mifanambany, mifanambina

Updated on 2025/01/21