|
|
|
|

Entry1  miambina
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manara-maso na mitandrina olona na biby na zavatra napetraka eo ambany fiadidian' ny tena mba hiaro azy tsy ho simbasimba foana na hisakana azy tsy handositra: Soa ihany fa miay polisy miambina ny vohitra amin' ny alina ~ Iza no miambina ny gadra anio
Explanations in English  4  [1.2] to be on the watch, to be on guard, to keep guard; to guard, to watch.
5  [1.7] to watch, to guard
Explanations in French  6  [1.8] surveiller, garder
Examples  7  [2.472] Ny Vazahan' ny tranomilina lasa daholo, i Beomby no sisa Vazaha ao, izy sy ny mpiasany no miambina ny tanànany.
8  [2.996] Koa nahoana hianao no tsy niambina ny mpanjaka tomponao?
Root  9  ambina
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Proverbs  14  Proverbs containing the word miambina

Anagrams  15  mbaminay, miambany, miambina

Updated on 2025/01/21