|
|
|
|

Entry1  mandavaka
Root  2  lavaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manao lavaka: Mandovaka tany ny biby salasalany sasany hanaovany trano
Mandoaka, mamely: Nandavaka ahy mafy ny anao nony vao noteneniko
Explanations in English  5  [1.2] to make a hole, to scoop out
6  [1.7] to dig a hole into
Explanations in French  7  [1.8] faire un trou ou une fosse
Examples  8  Indro misy lehilahy maromaro miady fo mandavaka. [2.895#]
9  mandavaka fantsakana ianao ka misintona ny rano ao anatiny amin' ny tady. [2.445#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Updated on 2024/12/11