|
|
|
|

Entry1  mandavaka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manao lavaka: Mandovaka tany ny biby salasalany sasany hanaovany trano
Mandoaka, mamely: Nandavaka ahy mafy ny anao nony vao noteneniko
Explanations in English  4  [1.2] to make a hole, to scoop out
5  [1.7] to dig a hole into
Explanations in French  6  [1.8] faire un trou ou une fosse
Examples  7  [2.895#] Indro misy lehilahy maromaro miady fo mandavaka.
8  [2.445#] mandavaka fantsakana ianao ka misintona ny rano ao anatiny amin' ny tady.
Root  9  lavaka
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Updated on 2024/12/11