Entry | 1 akoralava |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Antsoantson' olona maro tsy misy fijanonany |
Explanations in English |
4 [1.2] [lava, long.] A prolonged or continuous shout. 5 [1.7] prolonged or continuous shouting; |
Explanations in French |
6 [1.8] acclamations sans fin |
Examples |
7 [2.587] akoralava moa izany isaky ny mahita anankiray! 8 [2.508#183] Nony nahita izany ny Anglisy dia velona ny akoralava. 9 [2.643#103] akoralava saiky tsy nisy farany no nandraisan' ny olona azy. |
Elementary words | 10 akora, lava |
Other spellings | 11 akoralava |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word akoralava |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |