|
|
|
|

Entry1  tranomaizina
Elementary words  2  trano, maizina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Trano itanana an' ireo voaheloky ny fitsarana noho ny heloka bevava vitany; fonja
Explanations in English  5  [1.7] a prison
Explanations in French  6  [1.8] prison
Examples  7  Rehefa nanaiky izy roa lahy, dia noravana ny olona, ka nampidirina tany an-tranomaizina izy telo mianaka. [2.324]
8  Nitsoaka ny mpiambina ny tranomaizina. [2.472]
Article  9  Randzavola: tranomaizina ao amin' ny Baiboly

Updated on 2024/12/07