Entry (1/4) | 1 akany |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tranom-borona |
Explanations in English |
4 [1.2] the nest or roosting place of wild birds. 5 [1.7] a nest |
Explanations in French |
6 [1.8] nid |
Vocabulary |
7 Zoology: (in general) |
Morphology |
|
Phytonyms |
|
Article |
10 Randzavola: akany ao amin' ny Baiboly |
Illustrations |
|
Entry (2/4) | 13 akany |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] trano na tanàna nahaterahana na nonenana fony fahazaza: Hontsa daholo izahay nandao ilay akany nahabe |
Explanations in English |
16 [1.7] a youth center. |
Explanations in French |
17 [1.8] foyer (pour les jeunes). |
Entry (3/4) | 18 akañy |
Part of speech | 19 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
20 [1.78] [Betsimisaraka]
any aminy, manambara toerana misy ny zavatra anontaniana ka tsy eo fa any amin'ilay toerana nialan'ilay mpanontany 21 [1.78] [Sihanaka] any |
Entry (4/4) | 22 akany |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in Malagasy |
24 [1.78] [Bara]
ady, fifandirana 25 [1.78] [Taisaka] [akañy] Fifandirana 26 [1.78] [Tanosy] Fifandirana |
Explanations in French |
27 [1.82] [Taisaka]
[akañy] argumentation, discussion |
Derivatives |
|
Synonyms | 29 ankany |
Anagrams | 30 |
Updated on 2025/01/21 |