Entry (1/2) | 1 ankany |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Tambahoaka, Taimoro, Sihanaka]
fifandirana 4 [1.78] [Bara] ady, fifandirana 5 [1.78] [Betsimisaraka] fifandirana, fifamaliana 6 [1.78] [Tanala] fifandirana, tohika: Kaja be ankany anao fa ny Amerikanina efa avy eñy amin'ny volaña (aza be tohika ianao f'efa tonga eny amin'ny volana ny amerikanina) |
Explanations in English |
7 [1.2] dispute, quarrel. See ady. |
Synonyms | 8 akany |
Entry (2/2) | 9 ankany |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 [1.78] [Bezanozano]
savoka (tantely) |
Anagrams | 12 |
Updated on 2025/01/21 |