|
|
|
|

Entry1  trano kotona
Elementary words  2  trano, kotona
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] trano hazo avokoa ny tenany
Examples  5  Ny trano kotona dia avo loka, be sakana, lava tandroka. Misy voron-kazo ny tendron-tandrony. Misy rihana sy toeran’ entana; ny sasany vita rihana, mitemitra tsihy hisatra. [1.437#44]

Updated on 2024/12/07