|
|
|
|

Entry1  trano heva
Elementary words  2  trano, heva
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  izay tsy nasiana rindrina fa zoro sy lavany ary sakany fotsiny mba hipetrahan'ny lohany [1.1]
Explanations in French  5  un hangar composé d'un troit soutenu seulement par des piliers [1.3#740]
Examples  6  Lavaka iray lehibe ao ambadiky ny tranoheva no amatrarany ny fako sy ny zezi-tsoavaly. [2.470]
7  Naantsoko moramora teo amoron-dalana ny fiarakodia, dia namoha ny tranoheva fitoerany aho. [2.944]
8  Mbola izy telo mianaka ihany no hita teo amin' ny trano heva [2.356]
Other spellings  9  tranoheva

Updated on 2023/10/20