|
|
|
|

Entry1  fiantranoana
Root  2  trano
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fidirana ao an-tranon' olona
Fangataham-bady atao loabary an-dasy eo anatrehan' ny mpianakavy roa tonta, ampiana ny dinidinika ny amin' izay andro hampakarana sy ny hatao amin' izany; amin' ny fiantranoana koa no anomezan-drazazalahy fitafiana ho an-drazazavavy. Ireo zatovo mifanaiky hivady toy izany no natao taloha hoe: "vady vita fiantranoana"
Explanations in French  5  [1.3#740] L'action d'entrer dans la maison de quelqu’un, la cause, le lieu
Examples  6  [2.314#] vady vita fiantranoana kosa no niantsoan'ny Ntaolo an'io fahiny.
7  [2.436#] Misy ambaratonga roa ny fomba arahina rehefa hanambady: voalohany, ny fiantranoana, ary faharoa, ny fampakaram-bady.
8  [2.436#] Ny fiantranoana na fangataham-bady dia atao loa-bary an-dasy eo anatrehan' ny mpianakavy tafavory, ampiana ny dinidinika ny amin' izay andro hampakarana sy ny hatao amin' izany.

Updated on 2024/12/11