Entry | 1 lasa mpifosa vao mifafa trano |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] enti-milaza olona tsy nanao zavatra amin' ny fotoana tokony ho nanaovana azy; efa hitan'olona kilema vao taitra mitady hanatsara toetra |
Elementary words | 4 lasa, mpifosa, vao, mifafa, trano |
Updated on 2025/02/07 |
![]() |