|
|
|
|

Entry1  alatrano
Elementary words  2  ala, trano
Part of speech  3  adverb
Explanations in Malagasy  4  Eny ivelan' ny trano, ka ny tokotany manodidina ny trano indrindra no antsoina amin' izany: Asaivo mivoaka any alatrano ireo ankizy ireo fa mitabataba tsy ifandrenesana [1.1]
Explanations in French  5  dehors, hors de la maison [1.3]
Examples  6  Namaky kitay teo alatrano Idada. [2.332#]
7  Nanontany ankizy teo alatrano aloha izy; [2.357#]
8  Teo alatrano no nisy ny robine fakana rano sy ny fanasana lamba. [2.356#]
Tables and plates  9  All the adverbs

Updated on 2023/12/12