|
|
|
|

Entry1  tranomasina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Trano kely miorina ambony fasan' ny mpanjaka [1.1]
Examples  4  Ary ny tranomasina, dia 12 miandálana [2.48]
5  Nasiana tranomasina ny fasany araka ny tenin'Andriamasinavalona kanefa nafarana tsy hamboarina intsony rehefa simba. [2.508#]
Elementary words  6  trano, masina

Anagrams  7  manatrosina, manatrosìna, tranomasina

Updated on 2023/05/23