|
|
|
|

Entry1  tranomasina
Elementary words  2  trano, masina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Trano kely miorina ambony fasan' ny mpanjaka
Examples  5  [2.48] Ary ny tranomasina, dia 12 miandálana
6  [2.508#] Nasiana tranomasina ny fasany araka ny tenin'Andriamasinavalona kanefa nafarana tsy hamboarina intsony rehefa simba.
Analogs  7  tranomanara

Anagrams  8  anantsoriam, anatrosinam, manatrosina, manatrosìna, namotsirana, tranomasina

Updated on 2025/02/08