|
|
|
|

Entry1  mpikarama an-trano
Elementary words  2  mpikarama, trano
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] mpanao ny raharahan-tokantranon' olona -- toy ny mahandro, manasa lamba, manadio trano... -- izay andraisany karama isam-bolana

Updated on 2024/12/07