Entry | tranoambo | |
Elementary words | trano ; ambo | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Tanala] (traño ambo) trano kely misy tongony efatra, avoavo, fitahirizam-bary akotry [1.78] | |
Trano avo misy tongony, fitehirizana vary; trano kely misy tongony avo, izay atao fasiam-bary ny ambony [1.1] | ||
Trano fitahirizana vokatra [1.13] | ||
Explanations in French | Grenier, grange, silo [1.13] | |
Synonyms | trahambo ~ rina | |
Proverbs | Proverbs containing the word tranoambo | |
Illustrations | ||
Anagrams | rombotana, tamborona, tranoambo |
Updated on 2023/01/01 |