|
|
|
|

Entry (1/2)1  ambo
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Tambahoaka, Taimoro, Bezanozano, Tanala] Avo
4  [1.78] [Betsimisaraka] avo, lava tsanganana
5  [1.78] [Sihanaka] avo, tehoambo, mandringa
6  [1.1] Avo: Trano ambo
Explanations in English  7  [1.2] high, lofty, long, overhead.
Explanations in French  8  [1.3#28] Haut, élevé au-dessus de terre
9  [1.19] [Tankarana] haut.
Examples  10  Tanety ambo (vohitra manerinerina) koa - vohitra fotsiny iray manontolo - ireo Vato ireo: dia tanety izay namonoan' ny Masa tena. [2.245#]
11  Fantatray fa vahiny sy mpivahiny eto ambo, ny tany izahay, ka raiso ny fanahipay ho eo anatrehanao, ary aza tsarovana ny helokay, Andriamanitra ô [2.649#]
Derivatives 
12  Names :
Synonyms  13  abo, avo
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs  29  Proverbs containing the word ambo

Entry (2/2)30  ambo
Part of speech  31  noun
Explanations in Malagasy  32  [1.1] Karazan' aretina sahala amin' ny androbe
Explanations in English  33  [1.2] the name of a disease coming suddenly, somewhat resembling epilepsy.
Explanations in French  34  [1.3#28] Nom d’une maladie subite semblable à l’épilepsie
Vocabulary  35  Health

Anagrams  36 

Updated on 2025/01/21