Entry | 1 avo |
Part of speech | 2 adjective |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
6 Ambony toerana: Avo loatra irỳ boky irỳ ka tsy takatra 7 Lava: Avo iray dia kokoa noho izaho izy 8 Misondrotra ambony, manerinerina: Tendrombohitra avo Ankaratra 9 Ambony, tsara, soa: Andriamanitra no ilay avo indrindra [1.1] |
Explanations in English |
10 high [1.2, 1.7] 11 lofty, eminent. See abo, ambo [1.2] |
Explanations in French |
12 haut, élevé [1.8] |
Synonyms | 13 abo, ambo |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Titles |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word avo |
Anagrams | 24 avo, ova, vao, voa-, voa~ |
Updated on 2023/04/22 |