Entry (1/3) | 1 havoana |
Root | 2 avo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Sihanaka]
tanety iva 5 [1.1] Tendrombohitra tsy dia avo loatra: Eny antampon-kavoana |
Explanations in English |
6 [1.2] a hill, an ascent, a mountain, hilly ground; also a tree. See abo, avo, tendrombohitra. 7 [1.7] a high place, high ground |
Explanations in French |
8 [1.8] plateau, terre haute |
Examples |
9 Ka nofidina ny havoana miezinezina. [2.245] 10 Hitanao ve iry havoana kely hodidinin' ny ala iry? [2.529] 11 Nitobianay ary ny havoana onenantsika ankehitriny. [2.270] 12 Dia nitoby tao Anjohibe, havoana tany ratsy endrika; [2.59] |
Derivatives |
|
Analogs | 14 bongon-tany, dongona, kiborin-tany, ongonongon-tany, tendrombohitra, tovon-tany, vohon-tany |
Entry (2/3) | 15 havoana |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in French |
17 [1.196] [Betsileo, Merina]
souvent prononcé havoaña. Equivalent de afintsa ou fintsa; bananes séchées au four dans leur peau ; mets apprécié et d'ailleurs excellent même pour un palais européen. |
Vocabulary |
18 Botany |
Entry (3/3) | 19 havoana |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in French |
21 [1.196] [Sakalava]
Sens général : en haut, élevé au-dessus du sol. Nom donné aux fruits qu'on consomme lorsqu'ils ont séché sur l'arbre comme ceux de Phylloctenium bernieri Baill. (Bignoniaceae), excellent fruit sauvage. Plus généralement, nom des fruits qui restent accrochés aux branches longtemps après leur maturité : fruits marcescents. |
Vocabulary |
22 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 24 anavaho, anavoha, anovaha, hanaova, hanavao, hanoava, havanao, havaona, havoana, nahavoa, ovahana, vahanao, voahana |
Updated on 2023/10/29 |