|
|
|
|

Entry1  tendrombohitra
Elementary words  2  tendro, vohitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] havoana lehibe hita mandondona avo sady sarotra anihina
Explanations in English  5  [1.7] a mountain; the summit
Explanations in French  6  [1.8, 1.13] montagne
7  [1.8] colline; sommet de montagne
Examples  8  Ao amin' ny tendrombohitra tsy afak' olonarivo, hoy ity iraka. [2.895#]
9  Nanondro tendrombohitra roa ambinifolo tany Imamo Andriambahoaka I. [2.508#]
Vocabulary  10  Geography: (in general)
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word tendrombohitra
Article  19  Randzavola: tendrombohitra ao amin' ny Baiboly
Illustrations 
20  21  22 
23 

Updated on 2023/08/16