Entry | 1 tendrombohitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] havoana lehibe hita mandondona avo sady sarotra anihina |
Explanations in English |
4 [1.7] a mountain; the summit |
Explanations in French |
5 [1.8, 1.13] montagne 6 [1.8] colline; sommet de montagne |
Examples |
7 [2.895#] Ao amin' ny tendrombohitra tsy afak' olonarivo, hoy ity iraka. 8 [2.508#] Nanondro tendrombohitra roa ambinifolo tany Imamo Andriambahoaka I. |
Vocabulary |
9 Geography: (in general) |
Elementary words | 10 tendro, vohitra |
Compound words |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word tendrombohitra |
Article |
19 Randzavola: tendrombohitra ao amin' ny Baiboly |
Illustrations |
|
Updated on 2024/12/08 |
![]() |