Entry (1/2) | 1 dongona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Havoana mandondona; tanjona na antontan-javatra miavoavo toy ny famoloana na ny fasana aniritra mivohom-pafana. [1.1] 4 vatom-bolokano manao kitso-na vatolampy eny amin'ny tendrombohitra [1.13] |
Explanations in French |
5 bosses du terrain. [Tankarana]
[1.19] 6 lave solidifiée [1.13] |
Vocabulary |
7 Geology |
Analogs | 8 dongontany |
Entry (2/2) | 9 dongona |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in French |
11 came [1.13] |
Vocabulary |
12 Technology |
Anagrams | 13 angodon, dongona, nangodo, ngodona |
Updated on 2020/07/31 |