Entry | 1 avo ranjanana |
Elementary words | 2 avo, ranjanana |
Part of speech | 3 locution |
Examples |
4 Ilay natao hoy Ramasy dia lehilahy avo ranjanana, matanjaka, mainty fihodirana, ary manao fitafia-miaramila volontany efa ela niasana. [2.472] 5 ny olona rehetra hitanay tany dia olona avo ranjanana daholo; [2.996] |
Updated on 2023/04/16 |