Entry | 1 ati-trano |
Elementary words | 2 aty, trano |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 ny toerana voahodidin' ny rindrina, dia ny efi-trano, ets., izany [1.10] |
Explanations in English |
5 the inside of a house [1.7] |
Explanations in French |
6 l'intérieur d'une maison [1.8] |
Examples |
7 Simenitra koa ny atitrano fa tsy mba tsihy. [2.332#] 8 Maizina sy mangaihay ny atitrano noho ny fahalanian' ny lahin-jabora manentona toa hena. [2.470#] |
Updated on 2023/05/23 |