|
|
|
|

Entry1  fampiantranoana
Root  2  trano
Part of speech  3  noun
Allegation  4  Mafy amin' ny olona manan-tsaina, ny mandre latsa amin' ny fampiantranoana azy, sy tevatevain' izay ananany trosa. [2.996#]
Examples  5  [2.996#] Mafy amin' ny olona manan-tsaina, ny mandre latsa amin' ny fampiantranoana azy, sy tevatevain' izay ananany trosa.
6  [2.285#] Ny andidiako anao farany, ry Itafikarivo, dia ny fampiantranoana vahiny sy ny fihavanana amin' ny mpanjaka sasany.
7  [2.606#] Avahana amin' ny maro amin' ireny Atoa Belagera sy Lombiho CĂ©lestin mianakavy, izay tsy niroa fo tokoa tamin'ny fampiantranoana matetika tany an-toerana sy ny fanampiana samihafa nombam-pitiavana.

Updated on 2024/12/11