|
|
|
|

Entry1  mitokan-trano
Elementary words  2  mitokana, trano
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  mitoetra mahaleo tena amin' ny trano iray manokana, tsy miaraka amin' ny ray aman-dreny intsony [1.1]
Examples  5  Ary ny Tsimandoalahy dia mahazo vodihena, fa mitokana trano ny andriana; [2.48]

Anagrams  6  mikaton-trano, mitokan-trano

Updated on 2023/10/04