|
|
|
|

Entry1  bambantrano
Elementary words  2  bambana, trano
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.62] efitra midadasika, mazana, tsy misy rindrana fa andry no mitanty ny vesatry
Examples  5  [1.62] Manana bambantrano roa lehibe natao hitahirizana entana ny orinasa iasany

Updated on 2024/12/08