Entry (1/2) | 1 fanombohana |
Root | 2 tomboka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanaovana ny fiandohan-javatra iray, fanaovana voalohany: Anio no fanombohana ny asa tanimbary 5 Fiandohana: Misy olona maty eo amin' ny fanombohan' ny tantara [1.1] |
Explanations in French |
6 L’action de commencer, de sceller, de tatouer, d’accuser injustement, l’instrument, le cachet, le sceau, le lieu, le motif [1.3#720] |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 9 fanombohana |
Root | 10 tomboka |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 Fanasiana marika amin' ny vy mahamay, fitetehana: Didian' ny fanjakana ve ny fanombohana ny omby? [1.1] |
Updated on 2023/06/14 |