Entry (1/2) | 1 fanombohana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanaovana ny fiandohan-javatra iray, fanaovana voalohany: Anio no fanombohana ny asa tanimbary Fiandohana: Misy olona maty eo amin' ny fanombohan' ny tantara |
Explanations in French |
4 [1.3#720] L’action de commencer, de sceller, de tatouer, d’accuser injustement, l’instrument, le cachet, le sceau, le lieu, le motif |
Root | 5 tomboka |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 9 fanombohana |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Fanasiana marika amin' ny vy mahamay, fitetehana: Didian' ny fanjakana ve ny fanombohana ny omby? |
Root | 12 tomboka |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |