Entry | 1 anombohana |
Root | 2 tomboka |
Part of speech | 3 relative verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] |
Explanations in French |
5 [1.3#720] |
Examples |
6 Ary isan' ny fampiharana tsy azo ialana an' izany ny fampisondrotana ny karama, ka ny karama farany ambany no anombohana azy sy ny vola miditra hafa. [4.27#2006/11/17] 7 Ny mponina dia mila loatra mahita vatana pretra, masera, kristiana mpikatroka, katesista, olona azony solokiana, olona azony fetsena raha ilaina, azony anombohana fifampiraharahana. [1.369#] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 ambonohana, anabonoham, anambohoan, anombohana, hanombanao, hanomboana, nanambohoa |
Updated on 2023/01/20 |