|
|
|
|

Entry1  ampongavilany
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Vilany tany nasiana tataviankena ny vavany ary mitoetra eo ambony halana mba hampihilangilana azy: velezina amin' ny rantsantanana na rantsankazo kely anankiroa ny ampongavilany; mikarantsana ny feony fa tsy mba midoboka toy ny amponga hafa
Vocabulary  4  Music: instruments
Elementary words  5  amponga, vilany
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2024/12/07