Entry | 1 dorana |
Root | 2 dotra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Ampirehetina, asiana amin' ny afo: Nodoran' ny olona ny tanety Levonina amin' ny afo: Nodorana ny fitafiany fa matin' ny areti-mifindra izy Poretina, terena: Nodoran' ny Fanjakana ny mpifehy ny faritany mba hampanao lalana haingana |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word dorana |
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |