|
|
|
|

Entry (1/2)1  takoritsoka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1#912] teny tsy atao ren' ny olona maro
tsaho mandeha an-katakonana
Explanations in English  4  [1.2#606] a rumour, a whisper
Explanations in French  5  [1.3#654] chuchotement, bruits qui circulent en cachette
Root  6  ritsoka
Derivatives 
7  Active verbs :

Entry (2/2)8  takoritsoka
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Zavamaneno akatroka mitovy feo amin' ny "castagnette": sotro hazo roa no tazonin' ny tanana havia ary atao mifampiankina ny vohony; sotro hazo iray hafa kosa no tazonin' ny tanana havanana eo amin' ny lelany, fa ny tahony no atsofoka sy avoaka eo anelanelan' ireo sotro roa voalohany ka manaraka ny ngadon-kira. Tsy mba maneno mafy fa toy ny mibitsibitsika fotsiny ny feon' ny sotro hazo, ka izany angamba no nanaovan' ny Ntaolo azy hoe takoritsoka; ankehitriny dia sotro vy no ampiasaina
Vocabulary  11  Music: instruments
Root  12  ritsoka
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams  140  akotrotsika, takoritsoka

Updated on 2025/01/21