Entry (1/3) | 1 maneno |
Root | 2 neno |
Part of speech | 3 active verb |
Vocabulary |
4 Sound |
Explanations in Malagasy |
5 Mamoaka feo mikarantsana (fiteny indrindra amin' ny zavamaneno tendrena na pehina na tsofina): Maneno mafy ny lakolosy fa fety ny andro ~ Henonao ve izany bingona maneno izany? 6 Mihirahira (vorona): Raha vao maraina, dia heno maneno any anaty hazo any ny voronkely 7 Enti-milaza ny feom-biby madinika: Efa naneno ny sahona 8 Miteniteny mafy mikarantsana, mipentsompentsona, mivatsavatsa: Loza izany raha vehivavy; maneno ao izy no nilaozako 9 Lafo be: Maneno izany vidin' itỳ vatosoa itỳ izany... [1.1] |
Explanations in English |
10 To sound [1.2, 1.7] 11 To crow, to sing, to chirp, to ring. [1.2] 12 To ring out [1.7] |
Explanations in French |
13 Sonner, retentir [1.3, 1.8] 14 Produire un son, résonner, crier, chanter, braire [1.3] |
Examples |
15 Ireny no maneno sahala amin' ny lakolosy am-bovonana ka manome laza hafahafa tsy sitrany. [2.470] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word maneno |
Entry (2/3) | 24 mañeno |
Root | 25 eno |
Part of speech | 26 active verb |
Explanations in Malagasy |
27 maneno [Taisaka, Sihanaka]
[1.78] |
Entry (3/3) | 28 maneno |
Part of speech | 29 active verb |
Explanations in Malagasy |
30 mampiempo (tenoy) [Taisaka]
[1.78] |
Anagrams | 31 maneno, mañeno, manone, menona, monèna, maneno, mañeno, manone, menona, monèna |
Updated on 2023/06/18 |