Entry | 1 anakidory |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Amponga kely kokoa noho ny dory (zanaky ny dory no heviny). Anisan' ny amponga masina izy io fa ampiasaina amin' ny hirampivavahana: tromba, bilo, sns. ary tsy azom-behivavy kasihina; ny any amin' ny faritanin' ny Sakalava no mampiasa azy |
Vocabulary |
4 Music: instruments |
Elementary words | 5 anaka, dory |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Anagrams | 133 adraikony, anakidory, anidirako, aondrikay, idraikoan, iridanako, nidraikoa |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |