|
|
|
|

Entry1  adabovavy
Elementary words  2  adabo, vavy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] karazan' adabo lehibe voa ary manopy vonivony; tsy dia tsara tsiro loatra hany ka ataon' ny olona fanome ny omby afahy (Ficus cocculifolia subsp. sakalavarum)
Explanations in French  5  [1.3] C’est l’Adabobe
6  [1.196] Autre variété à gros fruits du Ficus cocculifolia Baker (Moraceae), mais plus sucrés, de meilleure qualité. [Sakalava]
Vocabulary  7  Botany: tree
Scientific name 

Updated on 2024/12/08