|
|
|
|

Entry1  mandaboka
Root  2  daboka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manjera amin' ny tany, mandavo: Rivo-mahery no nandaboka ny tranonay
Mikapoka, mamely: Nandaboka azy tamin' ny tehina teny an-tanany izy
Explanations in English  5  [1.2] to beat, to strike, to throw down, to dash
Explanations in French  6  [1.3] Jeter en bas, précipiter, faire tomber, battre, rosser
Examples  7  Izato feony efa migoboka mandaboka dia mandaboka, manameloka iroa lehilahy lasa tontakely tsy fidiny noho ny ankasony ihany Nanaiki-molotra i Fandrava. [2.895#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Other spellings  12  manadaboka

Anagrams  13  andambako, mandaboka

Updated on 2025/01/21