Entry | 1 mandaboka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manjera amin' ny tany, mandavo: Rivo-mahery no nandaboka ny tranonay Mikapoka, mamely: Nandaboka azy tamin' ny tehina teny an-tanany izy |
Explanations in English |
4 [1.2] to beat, to strike, to throw down, to dash |
Explanations in French |
5 [1.3] Jeter en bas, précipiter, faire tomber, battre, rosser |
Examples |
6 [2.895#] Izato feony efa migoboka mandaboka dia mandaboka, manameloka iroa lehilahy lasa tontakely tsy fidiny noho ny ankasony ihany Nanaiki-molotra i Fandrava. |
Root | 7 daboka |
Morphology |
|
Other spellings | 12 manadaboka |
Anagrams | 13 andambako, mandaboka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |