|
|
|
|

Entry1  dabo-dela
Elementary words  2  daboka, lela
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny olona matavitavy lela ka tsy afa-miteny tsara, fa raha miteny izy, dia mitrangatranga ny lelany ka tsy mahavoaka mazava ny teny lazainy ny feony fa toy ny miraikitra
Explanations in English  5  [1.2] [lela, the tongue] one in the habit of opening his mouth so as to show his tongue projecting and rolling a little beyond the teeth, and yet not able to speak

Updated on 2024/12/07