Entry | 1 mibolisatra |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mikorisa tsy mahafahatra fa malama ny tany: Nibolisatra ny tongotro ka lavo aho |
Examples |
4 [2.996] ary raha mibolisatra ny tongotro, dia hirehareha amiko izy. |
Root | 5 bolisatra |
Morphology |
|
Analogs | 10 misolafaka, mikorotsaka, miporotsaka, mikorisa, manao ankororosy, mibolaly, mibolila, mibolasitra |
Anagrams | 11 mibolasitra, mibolisatra, misobilatra |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |