Entry | mipotraka (potraka) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Midina, mirotsaka: Raha vao vita ny hiram-pirenena dia nipotraka ny saina. / Nipotraka ny ranomasony [1.1] | ||||||
Examples | misy kotroka, ka mitomany ny lanitra, ary mipotraka ny mahetsaka.
[2.69] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Compound words |
| ||||||
Anagrams | mipotraka, mpirotaka, mpitoraka |
Updated on 2023/09/08 |