Entry | 1 mipotraka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Midina, mirotsaka: Raha vao vita ny hiram-pirenena dia nipotraka ny saina. / Nipotraka ny ranomasony |
Examples |
4 [2.69#] misy kotroka, ka mitomany ny lanitra, ary mipotraka ny mahetsaka. |
Root | 5 potraka |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 11 mipotraka, mpirotaka, mpitoraka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |