|
|
|
|

Entry (1/3)1  voalavo
Root  2  lavo
Part of speech  3  past participle
Explanations in English  4  [1.2] put down, thrown
Explanations in French  5  [1.3] renversé, jeté à terre

Entry (2/3)6  voalavo
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Biby lavalava vatana, tsoky loha, lava rambo, mpanimba zavatra (indrindra ny voly sy tahirin-tsakafo) ary mpanely ny areti-mifindra amin' ny parasy entiny. Misy karazany telo ny voalavo: ny voalavo mainty, ny voalavo fotsy ary ny voalavon-drano
Explanations in English  9  [1.7] a rat
Explanations in French  10  [1.3] a species of rat. Mus alexandrinus. [Fiji: kalavo; Dyak: blawow; Mankassar: balawo]
11  [1.54, 1.8, 1.13] rat
12  [1.405] [Sakalava-Mayotte] souris, rat
Examples  13  voalavo maro be mihitsy no hitako tamin' izany. [2.445]
14  Ny ampitson' iny, betsaka ny olona no nahita voalavo maty. [2.472#]
15  Nony tonga teny am-povoan-drano, nahatsiaro noana ny voalavo. [2.442]
Vocabulary  16  Zoology: mammals
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs  33  Proverbs containing the word voalavo

Entry (3/3)34  voalavo
Part of speech  35  noun
Explanations in French  36  [2.415] Se disait des sorciers
37  [1.3] sorcier
Compound words 

Anagrams  40  voalavo, voavalo, voavola

Updated on 2023/08/15