|
|
|
|

Entry1  maty an-tady
Elementary words  2  maty, tady
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] maty am-pifatorana, izany hoe am-pigadrana, ary koa enti-milaza ny tsara fototra

Updated on 2024/12/07